ANDAO HIANATRA AVY AMIN’NY NAMAN’I JEHOVAH
Josoa sy Kaleba
Ampiasao ity kilalao ity mba hianarana avy amin’ireto naman’i Jehovah ireto: Josoa sy Kaleba.
Vakio sy diniho miaraka amin’ny zanakareo ny Nomery 13:30–14:10.
Alaivo ity kilalao ity dia ataovy pirinty.
Hetezo ny sary ao amin’ny pejy 1, dia apetaho eo amin’ilay sary eo amin’ny pejy 2. Araho ilay toromarika eo amin’ny pejy 1 rehefa manambatra an’ilay izy. Iaraho midinika koa ireo fanontaniana ao amin’ilay video. Azonao atambatra daholo izay sary nohetezanao tato amin’ny kilalao amin’ity fizarana ity, mba ho lasa hoatran’ny boky.