ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH​—KILALAO

Inona no Tena Manaporofo hoe Tia Antsika i Jehovah?

Malagasy
Inona no Tena Manaporofo hoe Tia Antsika i Jehovah?
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/501700111/univ/art/501700111_univ_sqr_xl.jpg

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH

Inona no Tena Manaporofo hoe Tia Antsika i Jehovah?

Inona no Tena Manaporofo hoe Tia Antsika i Jehovah?

Ampiasao ity kilalao ity mba hanampiana ny zanakao hahatsapa hoe tena natao ho azy mihitsy ny sorona nataon’i Jesosy.

Vakio sy diniho miaraka amin’ny zanakareo ny Jaona 3:16.

Alaivo ity kilalao ity dia ataovy pirinty.

Iaraho mijery amin’ny zanakao ilay video, dia iaraho midinika aminy ny fanontaniana eo amin’ny pejy 1, ary ampio izy hanoratra ny valiny. Asaivo ataony sary eo amin’ny pejy 2 avy eo ny olona tiany ho hita any amin’ny Paradisa.