Tia Fihavanana i Jakoba
Jereo hoe inona avy no nataon’i Jakoba mba hitandroana fihavanana foana. Miorina amin’ny Genesisy 26:12-24; 27:41–28:5; 29:16-29; 31:36-55; 32:13-20; 33:1-11.
Mety ho Tianao Koa
MANEHOA HERIM-PO HO AN’ANDRIAMANITRA
Jakoba—Nisetra Loza Izy mba Hiarovana ny Fianakaviany
Nahoana ny modelin’i Jakoba no afaka manampy anao hahita hoe tsy hanenina ianao raha miezaka mafy mba hahazo ny fitahian’i Jehovah?
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
I Jakoba no Nahazo An’ilay Lova
Nanan-janaka kambana roa lahy i Isaka sy Rebeka, dia i Esao sy Jakoba. I Esao no lahimatoa ka izy no tokony hahazo ny lova. Fa naninona anefa ilay izy no natakalony lantihy iray vilia?
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
Nihavana Indray i Jakoba sy Esao
Nahoana i Jakoba no nahazo tsodrano tamin’ny anjely? Inona no nataony mba hihavana indray izy sy Esao?

