Nankatò i Noa Satria Nanam-pinoana

Nanam-pinoana sy nankatò an’i Jehovah i Noa dia tsy maty rehefa naringana ny ratsy fanahy. Ho hitanao ato io tantara miorina amin’ny Genesisy 6:1–8:22; 9:8-16 io.

Mety ho Tianao Koa

TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO

“Niara-nandeha Tamin’Andriamanitra” i Noa

Nahoana no sarotra tamin’i Noa sy ny vadiny ny nitaiza ny zanany? Nahoana izy ireo no nila finoana rehefa nanamboatra an’ilay sambofiara?

NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Voaro i Noa “sy Ireo Fito Hafa”

Ahoana no nahatonga an’i Noa sy ny fianakaviany ho tafavoaka velona tamin’ilay vanim-potoana nanjombona indrindra teo amin’ny tantaran’ny olombelona?

MANEHOA HERIM-PO HO AN’ANDRIAMANITRA

Noa​—Nanameloka An’izao Tontolo Izao Izy

Inona no mampitovy ny androntsika sy ny andron’i Noa? Ahoana no azonao anahafana ny herim-pon’i Noa?

VALIN’IREO FANONTANIANA ARA-BAIBOLY

Tena Nisy ve i Noa sy ny Safodrano?

Milaza ny Baiboly hoe nandefa safodrano Andriamanitra mba handripahana ny ratsy fanahy. Inona no porofo fa marina izany?

VALIN’IREO FANONTANIANA ARA-BAIBOLY

Iza moa ny Nefilima?

Antsoin’ny Baiboly hoe “olo-mahery fahiny, sady lehilahy nanan-daza” ry zareo. Inona no azontsika fantarina momba azy ireo?

Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly

Ny Sambofiaran’i Noa

Nanambady vehivavy teto an-tany ny anjely sasany. Niteraka ry zareo, ary ngezabe ny zanany sady tia nampijalijaly olona. Feno herisetra àry ny tany. I Noa kosa tia sy nankatò an’Andriamanitra.