“Mahereza sy Matanjaha, ka Ataovy Ilay Asa”!

Mila mitoky amin’i Jehovah isika rehefa misy zava-tsarotra atrehintsika. Ho hitanao ato hoe sady nitoky tamin’i Jehovah i Davida no nanao zavatra.

Miorina amin’ny 1 Tantara 28:1-20; 1 Samoela 16:1-23; 17:1-51

 

Mety ho Tianao Koa

MANEHOA HERIM-PO HO AN’ANDRIAMANITRA

Davida​—Niady Tamin’olona Goavam-be Izy

Nalaza hoe “miaramila matanjaka sy mahery fo” i Davida. Nahoana no nampahery ny hafa ny modeliny? Inona no mety ho vokany amin’ny hafa raha be herim-po ianao?

NY TILIKAMBO FIAMBENANA

“An’​i Jehovah ny Ady”

Nahoana i Davida no afaka nandresy an’​i Goliata? Inona no azontsika ianarana avy amin’​ny tantaran’​i Davida?