Niandry An’i Jehovah i Davida
Niharan’ny tsy rariny i Davida, nefa niandry an’i Jehovah izy mba hanitsy an’izany. Jereo hoe ahoana no nataony. Nalaina avy ao amin’ny 1 Samoela 24:2-15; 25:1-35; 26:2-12; Salamo 37:1-7.
Mety ho Tianao Koa
MANEHOA HERIM-PO HO AN’ANDRIAMANITRA
Davida—Nihaino ny Feon’ny Fieritreretany Izy
Nahoana i Davida no tsy namaly faty? Ahoana no azontsika anahafana azy?
MANEHOA HERIM-PO HO AN’ANDRIAMANITRA
Abigaila—Niatrika Lehilahy Roa Tezitra Be Izy
Inona no azon’ny lehilahy sy vehivavy manambady ianarana avy amin’i Abigaila?
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
Davida sy Saoly
Nahoana no nankahala an’i Davida i Saoly? Inona anefa no nataon’i Davida?
TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO
Vehivavy Malina i Abigaila
Inona no azon’izay mijaly am-panambadiana ianarana avy amin’i Abigaila?

