Fanamboarana ny mpamaky efijery

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Video ato Amin’ny JW.ORG

Jereo arakaraka ny foto-kevitra ny video ara-baiboly ato. Azonao jerena na adika avy ato ireo video ho an’ny mpianakavy, ny tanora, ny ankizy, ary ny video ahafantarana ny mombamomba ny Vavolombelon’i Jehovah.

 

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH

Lehilahy Iray sy Vehivavy Iray

Lehilahy iray sy vehivavy iray no nataon’Andriamanitra ho mpivady voalohany. Nahoana no tokony ho hoatr’izany koa amin’izao?

VIDEO MIFAMPITOHY

Fampidirana ny Bokin’ny Salamo

Manohana ny zon’i Jehovah hitondra ny bokin’ny Salamo. Asongadiny koa fa manampy sy mampahery an’ireo tia azy i Jehovah, ary hanova an’izao tontolo izao ny Fanjakany.

PIRINTY SY FANONTANA

Fanaterana Boky Ara-baiboly any Congo

Misy Vavolombelon’i Jehovah manao ezaka be mba hitaterana Baiboly sy boky ara-baiboly isam-bolana, any amin’ny Repoblika Demokratikan’i Congo.

KISARISARY

Tsy Mila Miady Nefa Mandresy!

Fantaro hoe nahoana no misy olona tia mampijaly kely ary ahoana no hiatrehana an’izany.

MAMPIHATRA NY BAIBOLY

Ny Manompo An’i Jehovah no Mampahatanjaka

Tia nisetrasetra be i Hércules taloha. Andinin-teny iray fotsiny ao amin’ny Baiboly anefa dia nanome toky azy hoe afaka miova izy. Lasa malemy fanahy sy be fitiavana kokoa izy.

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH

Mba Mahaiza Miandry!

Jereo ilay video dia ho hitanao hoe ahoana no nahatonga an’i Kaleba hahay hiandry.

VAOVAO TSARA NATAO HO ANAO!

Avy Amin’iza ny Baiboly?

Tena azo antsoina hoe Tenin’Andriamanitra ve ny Baiboly nefa olona no nanoratra azy? Hevitr’iza no hita ao amin’izy io?

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH

Ny Fiainan’ny Mpisava Lalana (Hira 140)

Manaova mpisava lalana dia hotahin’i Jehovah foana ianao.

KISARISARY

Eh! Aza Maditra Hoatr’ireny!

Misy zavatra efatra azonao atao ato, raha sendra misy ankizy mitarika anao haditra.

VIDEO MIFAMPITOHY

Fampidirana ny Bokin’i Joba

Mety hiharam-pitsapana ireo tia an’i Jehovah. Rehefa mamaky ny tantaran’i Joba anefa isika, dia matoky fa ho vitantsika ny tsy hivadika mihitsy sy hanohana foana ny zon’i Jehovah hitondra.

Mora Vakina