Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanaterana Boky Ara-baiboly any Congo

Fanaterana Boky Ara-baiboly any Congo

Jereo ato ireo Vavolombelona be herim-po izay mitatitra boky ara-baiboly na dia sarotra aza ny lalana.

 

Fanampim-panazavana

IZA NO TENA MANAO NY SITRAPON’I JEHOVAH?

Inona no Atao any Amin’ny Biraon’ny Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Asaina ianao hitsidika ny sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah. Misy olona efa vonona handray anao ao. Tongava àry mitsidika Betela!

PIRINTY SY FANONTANA

Fanaovam-pirinty Maneran-tany: Manampy Olona Hahalala An’Andriamanitra

Misy 15 ny toerana fanaovam-pirintin’ny Vavolombelon’i Jehovah maneran-tany. Mamoaka boky ara-baiboly amin’ny fiteny 700 izy ireo.