Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Manampy ny Ankizy ho Voaro Amin’ny Mpanolana ny Vavolombelon’i Jehovah

Manampy ny Ankizy ho Voaro Amin’ny Mpanolana ny Vavolombelon’i Jehovah

Milaza ny Baiboly fa tokony ho tia sy hanoro hevitra ary hiaro ny zanany ny ray aman-dreny, sady hihevitra azy ireo ho fanomezana avy amin’Andriamanitra. (Salamo 127:3; Ohabolana 1:8; Efesianina 6:1-4) Anisan’ny loza tena tokony hiarovan’ny ray aman-dreny ny zanany ny fametavetana.

Efa am-polony taona maro izay ny Vavolombelon’i Jehovah no namoaka fanazavana manampy ny fianakaviana hifankatia. Nisy zavatra hafa koa navoaka mba hanampiana ny ray aman-dreny hiaro ny zanany amin’ny fametavetana sy hampianatra azy ireo momba ny tetika ampiasain’ny mpanolana ankizy. Anisan’izany ireo zavatra natao lisitra eo ambany ireo. Mariho ny habetsahan’ny zavatra navoaka sy ny isan’ny fiteny namoahana azy. *

Mbola hanampy ny ray aman-dreny hiaro ny zanany amin’ny mpanolana ankizy foana ny Vavolombelon’i Jehovah.

^ feh. 3 Ny daty namoahana azy tamin’ny teny anglisy no resahina ato.

Fanampim-panazavana

Te Hahay Hitaiza ve Ianao?

Ahoana no hiarovanao ny zanakao mba tsy ho voataona hanao ratsy?