Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

Mampihatra ny Baiboly

MAMPIHATRA NY BAIBOLY

Hafa Mihitsy Izao ny Fiheverako ny Olona

Nahery setra be i Sobantu taloha, nefa niova rehefa nahalala an’izay tena ampianarin’ny Baiboly. Miresaka amin’ny mpiara-monina aminy izy izao hoe mbola ho foana ny heloka bevava sy ny asan-jiolahy.

MAMPIHATRA NY BAIBOLY

Hafa Mihitsy Izao ny Fiheverako ny Olona

Nahery setra be i Sobantu taloha, nefa niova rehefa nahalala an’izay tena ampianarin’ny Baiboly. Miresaka amin’ny mpiara-monina aminy izy izao hoe mbola ho foana ny heloka bevava sy ny asan-jiolahy.

Nankaleo Ahy ny Fomba Fiainako

Mamo lava i Dmitry Korshunov. Nanomboka namaky Baiboly isan’andro anefa izy. Niova izy, ka lasa sambatra. Inona no nanampy azy?

Ny Tanany no Tena Miasa

Marenina hatrany an-kibon-dreniny i James Ryan, ary lasa jamba tatỳ aoriana. Inona no nanampy azy hankafy fiainana?

Navelako ny Basiko

Jereo hoe ahoana no nanampian’ny Baiboly an’i Cindy mba tsy hahery setra intsony.

Tsy Te Hiherika Fivavahana Intsony Aho

Mba te hahafantatra an’Andriamanitra i Tom, nefa nanjary diso fanantenana tamin’ny fivavahana. Lasa nanana fanantenana indray anefa izy rehefa nianatra Baiboly.

Ny Manompo An’i Jehovah no Mampahatanjaka

Tia nisetrasetra be i Hércules taloha. Andinin-teny iray fotsiny ao amin’ny Baiboly anefa dia nanome toky azy hoe afaka miova izy. Lasa malemy fanahy sy be fitiavana kokoa izy.

Nahavita Be Tamiko i Jehovah

Nisy nametaveta i Crystal tamin’ny mbola kely. Lasa nifandray tamin’i Jehovah izy ary lasa nahatsiaro ho sambatra, satria nianatra Baiboly.

Miova Hevitra Momba ny Fampidiran-dra ny Dokotera

Nokianina foana ny Vavolombelon’i Jehovah satria tsy manaiky hampidiran-dra. Ahoana ny hevitry ny mpitsabo momba an’izany?

Mora Sitrana ny Vavolombelon’i Jehovah Satria Tsy Mety Hampidiran-dra

Asehon’ny tatitra fa tsy mijanona ela loatra any amin’ny hopitaly ny marary tsy manaiky hampidiran-dra, ary vitsy kokoa no maty.

Nahita Zavatra Tsara Lavitra Noho ny Laza Aho

Lasa nalaza tampoka i Mina Hung Godenzi, saingy tsy araka ny nieritreretany azy ny fiainany.

Manazava ny Finoany Ilay Manam-pahaizana Momba ny Kaonty

Nilaza ilay mpampianatra mpikaroka atao hoe Stephen Taylor, hoe tsy niditra fatiantoka mihitsy rehefa nianatra Baiboly fa nahazo tombony be aza.

Fanontaniana Telo no Nanova ny Fiainako

Mpampianatra i Doris Eldred. Ny mpianany indray anefa no nampianatra azy ka nanampy azy hahita ny valin’ny fanontaniana nanahiran-tsaina azy.

Afaka Manampy Olona Aho na dia Jamba Aza

Nijaly be i Julio Corio noho ny loza nanjo azy, ka lasa nieritreritra izy hoe tsy niraharaha azy Andriamanitra. Nanampy azy hiova hevitra anefa ny Eksodosy 3:7.