Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fivoriambe Iraisam-pirenena 2014: Mikatsaka ny Fanjakan’Andriamanitra ny Vavolombelon’i Jehovah

Fivoriambe Iraisam-pirenena 2014: Mikatsaka ny Fanjakan’Andriamanitra ny Vavolombelon’i Jehovah

Mbola misy dikany amin’izao fotoana izao ve ilay Fanjakan’Andriamanitra resahin’ny Baiboly? Jereo ato fa misy mpirahalahy maneran-tany tonga mba hiaraka hianatra momba an’io Fanjakana io, sy hanaporofo hoe tena misy heriny izy io.