Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fampirantiana Baiboly Tena Miavaka

Fampirantiana Baiboly Tena Miavaka

Hita ato amin’ity fampirantiana any amin’ny foibenay ity ny tantaran’ny anaran’Andriamanitra ao amin’ny Baiboly. Jereo ato izany.

Fanampim-panazavana

Manana Anarana ve Andriamanitra?

Antsoina hoe Mahery Indrindra, Mpamorona, ary Tompo Andriamanitra. Hita im-7 000 eo ho eo ao amin’ny Baiboly anefa ny tena anarany.

Nahoana no Misy Tsy Mahalala Tsara An’Andriamanitra?

Fantaro hoe iza no mitady hisakana anao tsy hahafantatra an’Andriamanitra sy tsy hifandray akaiky aminy.

Inona avy ny Lovantsika Ara-panahy?

Vakio ato hoe inona no nataon’i Jehovah ho an’ny olombelona sy ny vahoakany. Hanampy anao izany mba hankasitraka kokoa ny lovantsika ara-panahy.