Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Foibe Vaovao—Manomboka ny Tantara

Foibe Vaovao—Manomboka ny Tantara

Manorina ny foiben’izy ireo vaovao any Warwick, any New York, izao ny Vavolombelon’i Jehovah. Kasaina hovitaina ao anatin’ny fotoana fohy ilay izy, ary mpiasa an-tsitrapo manerana an’i Etazonia ny ankamaroan’ireo manatanteraka an’izany. Tsy mandray karama izy ireo ary mazoto miasa. Raisin’izy ireo hoe fanomezana ataony ho an’Andriamanitra ny anjara birikiny amin’io asa io. Jereo ange ny zava-bitan’izy ireo e!