Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy
  • Dyer Bay, any Etazonia—Manazava ny Baiboly

  • Tallahassee, any Floride, any Etazonia​—Mampiseho an’ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana?

  • Dyer Bay, any Etazonia—Manazava ny Baiboly

  • Tallahassee, any Floride, any Etazonia​—Mampiseho an’ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana?

FANORENANA

Warwick: Tahirin-tsary 7 (Septambra 2016 ka Hatramin’ny Febroary 2017)

Efa miasa daholo izao ny trano rehetra any Warwick. Olona 250 mahery no niasa mba hamitana an’ireo fampirantiana anankitelo hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany.

Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2017

“Ianareo no Mpiray Tanàna Mahafinaritra Indrindra”

Fitoriana nety tsara ho an’ny mponin’i Brooklyn eo akaikin’ny Betela ilay fampirantiana Baiboly tamin’ny 7 sy 8 Mey 2016.

Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2017

Zava-nisongadina Tamin’ny Taon-dasa

Hita amin’ny tatitra ato hoe tena matoky an’Andriamanitra sy manao ny tsara ary manam-pinoana ny Vavolombelon’i Jehovah maneran-tany.—Salamo 37:3.

FANORENANA

Mpiara-monina Vaovao any Warwick

Mponin’i Warwick miresaka momba ny fiarahany niasa tamin’ny Vavolombelon’i Jehovah tamin’ny fanorenana ny foiben’izy ireo vaovao, any Warwick, New York.

FOTOANA MANOKANA

Faly Nandray ny Vavolombelon’i Jehovah ny Tanànan’i Atlanta

Nankasitrahan’ny manam-pahefana sady noraisiny tsara ireo mpanatrika fivoriambe avy any amin’ny firenena 28 mahery, tamin’ny Jolay sy Aogositra 2014.

FIAINANA AO AMIN’NY BETELA

Fampirantiana Baiboly Tena Miavaka

Nampahafantarin’i Jehovah Andriamanitra tamin’ny olombelona ny anarany. Jereo ato hoe ahoana no nahatonga ny anaran’Andriamanitra ho hita ao amin’ny Baiboly foana.

FIAINANA AO AMIN’NY BETELA

Manasa Anao Izahay Hitsidika ny Betela any Etazonia

Anisan’ny tsidihina ny Foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny biraon’ny sampan’i Etazonia.

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Nahafoy Tena Izy Ireo: Fanjakan’i New York

Nety tsara ny fiainan’ny mpivady iray, nefa niala tao amin’ilay trano tena tiany izy ka nifindra tao amin’ny trano kely iray. Nahoana?

FIAINANA AO AMIN’NY BETELA

Ilay Dia Tsy Hay Hadinoina

Nandresy vato misakana maro i Marcellus mba hitsidihana ny biraon’ny sampan’i Etazonia sady foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah. Very maina ve izany?

FANORENANA

Arovana ny Tontolo Iainana any Warwick

Manorina ny foibeny vaovao any ambanivohitry ny Fanjakan’i New York ny Vavolombelon’i Jehovah. Ahoana no iarovan’izy ireo ny tontolo iainana any?

FIAINANA AO AMIN’NY BETELA

Toeram-piompiana Iray Nefa Iveloman’ny Olona An-tapitrisany

Manome fahafaham-po olona an-tapitrisany ilay Toeram-pambolena sy Fiompian’ny Vavolombelon’i Jehovah any New York. Amin’ny fomba ahoana?

MANAMPY OLONA

Video: Fanampiana Tra-boina Tamin’ny Rivo-doza Sandy

Jereo izay nataon’ny Vavolombelon’i Jehovah mba hanampiana ny mpiara-mivavaka aminy sy ny olon-kafa tra-boina, taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza mahery tany Etazonia.