Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy
  • Tanànan’i Tharpu, any Népal—Manazava ny Baiboly amin’ny tantsaha miteny tamang

MIFOHAZA!

“Tena Nanohina ny Fonay ny Fitiavan’izy Ireo”

Nisy horohoron-tany nirefy 7,8 amin’​ny maridrefy Richter tany Népal, ny asabotsy 25 Aprily 2015. Nasehon’​ny Vavolombelon’​i Jehovah taorian’​izy iny fa mifankatia sy mifanampy izy ireo.