Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy
  • Palacio de Bellas Artes, Mexico, any Meksika—Manazava ny Baiboly

  • Betania, any Meksika—Manolotra bokikely ara-baiboly amin’ny fiteny tzotzil

  • San Miguel de Allende, any Meksika—Mamaky andinin-teny mampahery avy ao amin’ny Baiboly

FIAINANA AO AMIN’NY BETELA

An’arivony ny Olona Mitsidika ny Sampan’i Amerika Afovoany

Misy manao ezaka be mba hitsidihana ny biraon’ny sampana. Be dia be koa ny avy any lavitra ka manofa bisy. Ahoana no fahitan’ny tanora sy ankizy an’ilay fitsidihana?

FANORENANA

Efitrano Fanjakana ho An’ny Vavolombelona Iray Tapitrisa

Nisy Efitrano Fanjakana 5 000 mahery naorina tany Meksika sy tany amin’ireo firenena fito anisan’i Amerika Afovoany, taorian’ny 1999. Nahoana no faly ny olona tsy Vavolombelona fa hisy Efitrano Fanjakana haorina ao an-tanànany?

FIAINANA AO AMIN’NY BETELA

Mpianatra Nitsidika ny Foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah any Meksika

Nitsidika ny biraon’ny sampanay ny mpianatry ny oniversite ao Meksika, ao amin’ny sampam-pampianarana mandalina ny fitehirizam-boky. Nisy nilaza hoe nanampy azy tsy hitsara an-tendrony izany.

MANAMPY OLONA

Miaro ny Tontolo Iainana ny Vavolombelona ka Nomena Mari-pankasitrahana

Fito taona nisesy izay ny trano fanaovana pirintin’ny Vavolombelon’i Jehovah any Meksika no nahazo taratasy ho mari-pankasitrahana.

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Nahafoy Tena Izy Ireo: Meksika

Ho hitanao ato hoe ahoana no ataon’ny tanora maro, mba hiatrehana an’ireo zava-tsarotra amin’ny fanitarana fanompoana.