Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy
  • Tokyo, any Japon​—Mampiasa ny jw.org mba hitoriana amin’ny vehivavy marenina

  • Kamaishi, any Japon​—⁠Vavolombelon’i Jehovah mitory any amin’ny trano vonjimaika misy an’ireo tsy maty tamin’ny horohoron-tany sy tsunami, tamin’ny 2011

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Fanomezana Tsy Nampoizina ho An’ny Japoney

Nisy bokikely vaovao hoe “Ny Baiboly: Ny Filazantsaran’i Matio” navoaka tany Japon. Inona no mampiavaka azy io? Nahoana izy io no navoaka?

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Niposaka Tany Japon ny Hazavana

Nanampy tamin’ny fitoriana an’ilay Fanjakana tany Japon ireo tranofiara namboarina nantsoina hoe Jeho.

PIRINTY SY FANONTANA

Lasa Mamokatra Baiboly Misy Fonony Mafy koa i Japon

Nasiana fitaovana vaovao ao amin’ny trano fanaovana pirintin’ny Vavolombelon’i Jehovah any Japon. Fantaro bebe kokoa ny momba an’io milina io.