Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy
  • Zagreb, any Kroasia​—Manolotra Ny Tilikambo Fiambenana eo amin’ny Ilica Street

  • Rovinj, any Kroasia​—Manolotra an’ilay bokikely hoe Vaovao Tsara Natao ho Anao!

  • Rovinj, any Kroasia​—Mianatra Baiboly amin’ilay boky hoe Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?

  • Zagreb, any Kroasia​—Mizara an’ilay taratasy mivalona hoe Iza no Mahavaly ny Fanontaniana Momba ny Fiainana?

  • Zagreb, any Kroasia​—Miresaka momba ny zavatra ampanantenain’ny Baiboly

  • Pula, any Kroasia​—Mpitory manolotra an’ilay taratasy mivalona hoe Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy? eny akaikin’ilay kianja be naorin’ny Romanina taloha

  • Rovinj, any Kroasia​—Mitory ny Fanjakan’Andriamanitra

Topy Maso—Kroasia

  • 4 284 889—Mponina
  • 5 206—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 60—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 823—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina