Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy
  • Londres, any Angletera—Miresaka amin’ny mpandeha an-tongotra miampita ny Tetezan’i Westminster

FANORENANA

Fanorenana any Grande-Bretagne: Tahirin-tsary 2 (Septambra 2015 ka Hatramin’ny Aogositra 2016)

Mikarakara an’ilay toerana hanorenana ny biraon’ny sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny trano ipetrahan’ny mpiasa ny mpanao fanorenana sy ny mpiasa an-tsitrapo.

PIRINTY SY FANONTANA

Mitory ny Vaovao Tsara Amin’ny Fiteny any Irlandy sy Grande-Bretagne

Manao ezaka manokana ny Vavolombelon’i Jehovah any Irlandy sy Grande-Bretagne, mba hitoriana amin’ny olona amin’ny fitenin-drazany. Inona ny vokany?