Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy
  • Rostock, any Alemaina—Miresaka hevitra mampahery avy ao amin’ny Baiboly eny amin’ny seranan-tsambo

  • Marburg, any Alemaina—Miresaka fampanantenana avy ao amin’ny Baiboly, eo akaikin’ny tobin’ny mpitsoa-ponenana

  • Francfort, any Alemaina ​—Miresaka momba ny torohevitra azo ampiharina ao amin’ny Baiboly

MITORY SY MAMPIANATRA

Ezaka Manokana Nanampiana ny Sinti sy ny Rôma Tany Alemaina

Nizara taratasy mivalona efa ho 3 000 ny Vavolombelon’i Jehovah tamin’ilay ezaka manokana tamin’ny 2016. Niresaka tamin’ny Sinti sy Rôma 360 mahery ny Vavolombelona, ary nanomboka fampianarana Baiboly 19.

FOTOANA MANOKANA

Mifankatia Tokoa ny Mpanatrika Fivoriambe Tany Francfort, any Alemaina

Olona an’arivony tsy mitovy fiaviana sy kolontsaina ary fiteny no tafaraka nefa miray saina tsara.

FIAINANA AO AMIN’NY BETELA

Varavarana Misokatra tao Steinfels

Nanao varavarana misokatra ny biraon’ny sampan’i Eoropa Afovoany, izay nanasana ny olona teny amin’ny manodidina sy ny mpandraharaha ary ny manam-pahefana. Ny foto-kevitr’izy io dia hoe “30 Taona tao Selters.” Inona no nolazain’ny sasany tamin’ireo mpitsidika 3 000?