Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy
  • Zurich, any Soisa​—Mihazona takelaka mampahafantatra izay voalazan’ny Baiboly

  • Montreux, any Soisa—Manolotra bokikely ara-baiboly eo akaikin’ny Château de Chillon

  • Lucerne, any Soisa—Mampiseho video ara-baiboly ao amin’ny jw.org

  • Faritr’i Lavaux, any Soisa​—Mpitory miresaka momba ny Baiboly

Topy Maso—Soisa

  • 8 420 000—Mponina
  • 19 251—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 273—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 437—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina