Malagasy
Asainay Ianao: Fivoriamben’ny Vondrom-paritry ny Vavolombelon’i Jehovah 2025: “Fivavahana Madio”
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/500900020/univ/art/500900020_univ_sqr_xl.jpg

Asainay Ianao: Fivoriamben’ny Vondrom-paritry ny Vavolombelon’i Jehovah 2025: “Fivavahana Madio”

Asainay Ianao: Fivoriamben’ny Vondrom-paritry ny Vavolombelon’i Jehovah 2025: “Fivavahana Madio”

Faly izahay manasa anao hanatrika ny fivoriamben’ny vondrom-paritry ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ity taona ity, izay maharitra telo andro. Hianaranao any hoe inona no nampianarin’i Jesosy momba ny fivavahana madio.