Hijery ny anatiny

Fivoriamben’ny Vavolombelon’i Jehovah 2022: Katsaho ny Fiadanana!

Fivoriamben’ny Vavolombelon’i Jehovah 2022: Katsaho ny Fiadanana!

Afaka ny hiadana sy hilamin-tsaina ihany ve isika na dia be dia be aza ny olana? Asainay ianao hanatrika an’ilay fivoriambenay hoe “Katsaho ny Fiadanana!” satria hazavaina mandritra an’io fivoriambe io hoe azo atao tsara ny hiadana sy hilamin-tsaina dieny izao sy ho mandrakizay!