Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Filma Hojerena Amin’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2016

Filma Hojerena Amin’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2016

Jereo ny video fampahafantarana an’ireo filma halefa amin’ny fivoriamben’ny vondrom-paritry ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ny 2016. Asainay ianao hanatrika an’izay tratranao amin’io fivoriambe io. Tsy misy vidim-pidirana amin’io ary tsy misy rakitra hotantazana.