FITSIDIHANA BETELA

Etazonia

Malagasy
Etazonia
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1011232/univ/art/1011232_univ_sqr_xl.jpg

Fitsidihana Betela

Asainay ianao hitsidika ny biraon’ny sampanay. Betela no anarany. Misy fampirantiana any amin’ny sampana sasany, dia tsy mila mpitarika ianao rehefa mitsidika azy ireny fa azonao jerena samirery ilay izy.

Etazonia

Fitsidihana

Hamandrika Fitsidihana ho An’olona Latsaka ny 20

Hamandrika Fitsidihana ho An’olona 20 na Mihoatra

Hijery na Hanova Famandrihana

Haka Bokikely Momba ny Betela—Warwick

Haka Bokikely Momba ny Betela—Patterson

Haka Bokikely Momba ny Betela—Wallkill

Fampirantiana

Warwick: Fijerena fampirantiana: Tsy misy mitarika

Ny Baiboly sy ny Anaran’Andriamanitra. Aseho amin’ity fampirantiana ity ireo Baiboly vitsy mpanana, ary asongadina ao hoe mbola voatahiry foana ny anaran’Andriamanitra na dia betsaka aza no nitady hanala azy tao amin’ny Baiboly. Ahitana Baiboly hafa vitsy mpanana miaraka amin’ny vakoka hafa mifandray amin’ny Baiboly koa ao.

Vahoaka Mitondra ny Anaran’i Jehovah. Aseho amin’ity fampirantiana ity ny tantaran’ny Vavolombelon’i Jehovah. Hita amin’ireo vakoka sy sary ary fitantaran’ireo niaina tamin’izany fa mitarika sy mampianatra ary mandamina ny vahoakany tsikelikely i Jehovah, mba hanaovan’izy ireo ny sitrapony.

Foiben’ny Vavolombelon’i Jehovah: Finoana Aseho Amin’ny Atao. Hazavaina amin’ity fampirantiana ity izay ataon’ireo komity eo anivon’ny Filan-kevi-pitantanana. Ampian’izy ireo koa ny Vavolombelon’i Jehovah mba hivory, hanao mpianatra, hahazo sakafo ara-panahy, ary hifankatia satria izany no asain’ny Soratra Masina ataon’izy ireo.

Adiresy sy Telefaonina

Warwick

Patterson

Hijery ny Lalana

Wallkill

Hijery ny Lalana