MANOVA OLONA NY BAIBOLY

Tiako Hanjaka ny Rariny

Malagasy
Tiako Hanjaka ny Rariny
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/502018114/univ/art/502018114_univ_sqr_xl.jpg
ijwcl lahatsoratra 20

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

Tiako Hanjaka ny Rariny

Tiako Hanjaka ny Rariny

Te hiady tamin’ny tsy rariny i Rafika, ka niditra tamina fikambanana iray. Nianarany tao amin’ny Baiboly anefa tatỳ aoriana hoe ny Fanjakan’Andriamanitra ihany no hahavita hanafoana ny tsy rariny sy ny korontana.