Niova ny Fiainako ary Lasa Sambatra Aho!
Tsy natoky tena i Sergey hatramin’izy mbola kely. Nivavaka tamin’Andriamanitra izy mba hahita hoe misy dikany ny fiainana, ary adiny roa tatỳ aoriana dia nivaly ny vavaka nataony.

MANOVA OLONA NY BAIBOLY