Hijery ny anatiny

Ny Tanany no Tena Miasa

Ny Tanany no Tena Miasa

Marenina hatrany an-kibon-dreniny i James Ryan, izay Vavolombelon’i Jehovah. Lasa jamba koa izy tatỳ aoriana. Nilaza anefa izy hoe betsaka kokoa noho ny zavatra nafoiny ny zavatra azony, noho ny fanampian’ny fianakaviany sy ny fiangonana. a Jereo ato ny antony nilazany an’izany.

a I James ihany no Vavolombelon’i Jehovah ao amin’ny fianakaviany.