Hijery ny anatiny

Fiatrehana Olana

Hitan’ny Vavolombelon’i Jehovah hoe faly sy afa-po foana izy ireo na eo aza ny aretina sy ny olana hafa.

Ny Manompo An’Andriamanitra no Fanafodiny!

Vao teraka i Onesmus dia efa nisy aretina mahatonga ny taolany ho faran’izay malemy. Ho hitanao ato fa tena nampahery azy ny fampanantenan’Andriamanitra.

Mahery Aho na dia Malemy Aza

Nahazo “hery fanampiny” ny vehivavy iray malemy, satria nanam-pinoana.

Nomen’i Jehovah Mihoatra An’izay Mendrika Ahy Aho

Tratran’ny loza mahatsiravina tamin’ny môtô i Félix Alarcón ary malemy manomboka eo amin’ny tendany no ho midina. Tsapany anefa hoe mbola misy dikany ny fiainany.

Ny Manakaiky An’Andriamanitra no Tsara Amiko

Tsy nitombo intsony i Sarah Maiga tamin’izy sivy taona. Lasa nifandray akaiky tamin’Andriamanitra anefa izy.

Nampionona Ahy i Jehovah Tamin’izaho Namoy Fo

Vao 20 taona i Miklós Aleksza nefa lasa malemy, satria tapaka ny hazondamosiny. Ny Baiboly no nanampy azy hanantena fa mbola hatanjaka indray izy. Vakio ato ny tantarany.

“Vitan’i Kingsley ve dia Tsy ho Vitako?”

Sarotra be tamin’i Kingsley ny hoe hanao anjara dimy minitra, nefa vitany ilay izy.

Ny Tanany no Tena Miasa

Marenina hatrany an-kibon-dreniny i James Ryan, ary lasa jamba tatỳ aoriana. Inona no nanampy azy hankafy fiainana?

Mahavita Mampianatra Aho na dia Marenina Aza

Tsy mandre i Walter Markin, kanefa faly sy afa-po foana izy manompo an’i Jehovah.

Ny Masony no Anompoan’i Jairo An’Andriamanitra

Marary mafy i Jairo nefa falifaly foana.

Nandray ny Fahamarinana Aho na dia Bory Tanana Aza

Lasa sembana ny ankizilahy iray taorian’ny loza nanjo azy. Lasa nino anefa izy tatỳ aoriana hoe misy ny Mpamorona.

“Tsy Ataoko Mahakivy Ahy ny Aretiko”

Falifaly foana i Elisa, ary hadinodinony mihitsy aza ny aretiny indraindray. Inona no manampy azy hiaritra?

Nifikitra Tamin’ny Zavatra Inoany Izy

Tratran’ny aretina nety ho nahafaty azy i Song Hee Kang. Nahomby anefa ny fitsaboana natao taminy, tamin’izy vao 14 taona.