Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Misy Mpitondra Fivavahana Karamaina ve ao Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Misy Mpitondra Fivavahana Karamaina ve ao Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Manahaka ny Kristianina tamin’ny taonjato voalohany ny Vavolombelon’i Jehovah ka tsy manavaka ny olona ao aminy hoe misy mpitondra fivavahana ary misy mpivavaka tsotra. Mpitory daholo izay vita batisa ka mitory sy mampianatra. Zarazaraina ho fiangonana misy mpitory 100 eo ho eo ny Vavolombelona. Misy lehilahy matotra vitsivitsy atao hoe “anti-panahy” any amin’ny fiangonana tsirairay. (Titosy 1:5) Tsy karamaina izy ireo.

 

Fanampim-panazavana

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

‘Efa Nahazo Maimaim-poana Ianareo, koa Manomeza Maimaim-poana’

Ho hitanao ato hoe nahoana i Jesosy no nilaza an’izany.

FANONTANIANA FAMETRAKY NY OLONA

Avy Aiza ny Vola Ampiasain’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Jereo hoe nahoana no mandroso foana ny asa fitoriana maneran-tany nefa tsy misy fanantazan-drakitra sady tsy misy ampahafolon-karena.

IZA NO TENA MANAO NY SITRAPON’I JEHOVAH?

Inona ny Andraikitry ny Anti-panahy ao Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Lehilahy matotra ny anti-panahy, ary miandraikitra ny fiangonana. Inona avy no ataon’izy ireo?