Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Manaja ny Fivavahana Hafa ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Manaja ny Fivavahana Hafa ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Manaraka ny torohevitry ny Baiboly mba ‘hanaja ny karazan’olona rehetra’ izahay, na inona na inona finoany. (1 Petera 2:17) Ana hetsiny, ohatra, ny Vavolombelon’i Jehovah any amin’ny tany sasany. Tsy mitady hanery ny mpanao politika na ny mpanao lalàna handrara ny asan’ny fivavahana hafa anefa izahay, sady tsy manao ezaka manokana mba ho lasa lalàna tsy maintsy arahin’ny fiaraha-monina ny zavatra inoanay. Mampiseho ny fanajana tianay hasehon’ny olona aminay kosa izahay.—Matio 7:12.

Fanampim-panazavana

Miaro ny Lazany Ilay Vahoaka Tia Fihavanana

Ahoana no niarovan’ny Vavolombelon’i Jehovah tany Rosia ny lazany?

Tsara ny Fivavahana Iray Raha Mahatonga ny Olona Hifankatia

Mampisara-bazana ny olona ny firazanana, ny saranga, ary ny politika. Iza anefa ny fivavahana mampianatra antsika ho tia ny olon-drehetra?