Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Ukraine

Lvivska Street 64

Briukhovychi

79491 LVIV

UKRAINE

+38 032-240-9200

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–10.30; tolakandro: 1.00–3.30

Maharitra adiny 1 sy 30 minitra

Mampiavaka azy

Manara-maso ny asan’ny fiangonana 1 700 mahery sy ny fanorenana Efitrano Fanjakana any Ukraine. Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny fiteny iokrenianina.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.