Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Taïwan

Watch Tower Bible and Tract Society

No. 325, Shefu Road

Xinwu District

Taoyuan City 32746

TAÏWAN

+886 3-477-7999

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra adiny iray

Mampiavaka azy

Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny teny sinoa mandarin (nentim-paharazana) sy tenin’ny tanana any Taïwan. Manao raki-peo amin’ny teny amis, bunun atsimo, sinoa mandarin, hakka (Taïwan), ary min nan (Taïwan). Manao video amin’ny tenin’ny tanana any Taïwan.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.