Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Suriname

Garnizoenspad 239

DISTRICT WANICA

SURINAME

+597 328054

+597 328049

+597 328021

+597 328019

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra 45 minitra

Mampiavaka azy

Manara-maso ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Suriname. Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny fiteny dimy, anisan’izany ny tenin’ny tanan’ny avy any Suriname. Manao raki-peo amin’ny fiteny samihafa.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.