Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Slovakia

Pekna cesta 17

831 52 BRATISLAVA 34

REPOBLIKAN’I SLOVAKIA

+421 2-49107611

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–10.30; tolakandro: 1.00–3.30

Maharitra adiny 1 sy 30 minitra

Mampiavaka azy

Manara-maso ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah 26 500 mahery any amin’ny Repoblika Tseky sy any Slovakia. Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny fiteny rômania (Slovakia Atsinanana), slovaky, tenin’ny tanana slovaky, tenin’ny tanana tseky, ary tseky.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.