Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Serbia

Tos̆in bunar 58-60

11080 Beograd (Zemun)

SERBIA

+381 11-405-99-00

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra adiny iray

Mampiavaka azy

Manara-maso ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Serbia sy Monténégro. Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny teny serba sy tenin’ny tanana serba.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.