Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Philippines

186 Roosevelt Ave

San Francisco del Monte

1105 QUEZON CITY

PHILIPPINES

+63 2-372-3745

+63 2-411-6090

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra adiny 1 sy 30 minitra

Mampiavaka azy

Mandika ny Tilikambo Fiambenana ho amin’ny fiteny fito amin’ireo fiteny lehibe indrindra any Philippines. Manao raki-peo sy video amin’ny fiteny valo. Mandefa gazety any amin’ny fiangonana 3 000 mahery.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.