Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Paragoay

Asociación Torre de Vigía de Biblias y Tratados

San Roque González 234

Ruta 1, Km. 17

B° 25 de Mayo

PY - 2560 CAPIATA

PARAGOAY

+595-21-578-698

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–10.45; tolakandro: 2.15–4.15

Maharitra adiny 1 sy 15 minitra

Mampiavaka azy

Manara-maso ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah efa ho 9 000, any Paragoay. Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny teny guarani sy amin’ny tenin’ny tanana paragoayanina, ary mamoaka azy ireo amin’ny raki-peo sy video.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.