Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Nizeria

Km 51, Benin-Auchi Road

IGIEDUMA 301110

EDO STATE

NIZERIA

+234 7080-662-020

+234 8039-003-790

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra adiny roa

Mampiavaka azy

Manao pirinty Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! miisa 41 tapitrisa isan-taona, amin’ny fiteny sivy. Mandefa boky sy gazety any Nizeria sy any amin’ny firenena dimy hafa any Afrika Andrefana.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.