Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Myanmar

94-B Inya Rd

YANGON

MYANMAR

+95 1-511035

+95 1-512699

+95 1-535663

+95 1-513176

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra adiny iray

Mampiavaka azy

Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny fiteny myama, chin (hakha), kayin (sgaw), ary fiteny 13 hafa. Mandefa boky sy gazety 81 taonina isan-taona, any amin’ny fiangonana sy antoko-mpitory 80 mahery.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.