Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Meksika

Ave Jardin No. 10

Fraccionamiento El Tejocote

56239 TEXCOCO, MEX

MEKSIKA

+52 555-133-3000

+52 555-133-3099

+52 555-858-0100

+52 555-858-0199

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra adiny 2 sy 30 minitra

Mampiavaka azy

Manara-maso ny fandikana an’ireo boky ara-baiboly ho amin’ny fiteny 49, manerana an’i Meksika sy Panama. Manao pirinty boky amin’ny fiteny 60 mahery ary mandefa boky sy gazety amin’ny fiteny 80 mahery any amin’ny tany 10 mahery.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.