Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Madagasikara

Vavolombelon’i Jehovah

Lot 1207 MC

Mandrosoa

105 IVATO

MADAGASIKARA

+261 2022-44837

+261 3302-44837 (Finday)

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 7.30–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra adiny iray

Mampiavaka azy

Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny fiteny malagasy, tankarana, tandroy, ary vezo. Manao raki-peo sy raki-tsary amin’ny teny malagasy. Manara-maso ny asan’ireo fiangonana 600 eo ho eo. Mandefa boky sy bokikely miisa 270 000 mahery sy gazety 600 000 mahery isam-bolana.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.