Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Kroasia

Štrokinec 28

HR-10090 ZAGREB-SUSEDGRAD

KROASIA

+385 1-37-95-001

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra adiny roa

Mampiavaka azy

Ny sampana any no manara-maso ny asan’ny fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah 60 mahery any Kroasia sy fiangonana 15 eo ho eo any Bosnia-Herzegovina. Ao koa no andikana boky ara-baiboly ho amin’ny fiteny bosniaka, kroaty, ary Tenin’ny Tanana Kroaty. Aseho mandritra ny fitsidihana ny tantaran’ny Vavolombelon’i Jehovah tany Iogoslavia teo aloha. Aseho mandritra izany koa ny anjara asan’ny mozika eo amin’ny fiderana an’i Jehovah.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.