Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Korea

Sindumangok-ro 73, Gongdo-eup

Anseong-si, Gyeonggi-do, 17558

REPOBLIKAN’I KOREA

+82 31-690-0033

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra adiny roa

Mampiavaka azy

Manao pirinty gazety 18 tapitrisa amin’ny fiteny 6 sy mandefa boky sy gazety 850 taonina isan-taona. Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny fiteny koreanina sy tenin’ny tanana koreanina. Manao video amin’ny tenin’ny tanana koreanina.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.