Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Kenya

Elgeyo Marakwet Rd

Kilimani area near Adams Arcade

NAIROBI

KENYA

+254 20-387-3211

+254 20-387-3212

+254 20-387-3213

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra adiny 1 sy 30 minitra

Mampiavaka azy

Manara-maso ny fandikana an’ireo boky ara-baiboly ho amin’ny fiteny 10 samihafa, anisan’izany ny tenin’ny tanana kenianina. Manao raki-peo sy raki-tsary amin’ny fiteny eo an-toerana. Manohana ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah any amin’ny firenena maro manodidina azy.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.