Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Kanada

13893 Highway 7

GEORGETOWN, ON L7G 4S4

KANADA

+1 905-873-4100

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–10.00; tolakandro: 1.00–3.00

Maharitra adiny roa

Mampiavaka azy

Manao pirinty gazety miisa 255 tapitrisa isan-taona. Mandefa boky sy gazety 6 000 taonina mahery isan-taona, amin’ny fiteny 300 eo ho eo.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.