Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Hongria

BUDAPEST

Kövirózsa u. 1.

H-1163

HONGRIA

+361 401-1100

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 9.00, 10.30; tolakandro: 2.00, 3.30

Maharitra adiny 1 sy 15 minitra

Mampiavaka azy

Manara-maso ny asan’ireo fiangonana 280 mahery any Hongria ary manampy an’ireo fiangonana miteny hongroà any Slovakia sy Ukraine. Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny teny hongroà sy lovári. Manao raki-peo amin’ny teny hongroà sy video amin’ny tenin’ny tanana hongroà.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.