Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Guam

Watch Tower Bible and Tract Society

143 Jehovah St

BARRIGADA GU 96913

+1 671-632-0429

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra adiny iray

Mampiavaka azy

Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny fiteny enina any Mikronezia: chuuk, kosrae, marshall, palau, ponape, ary yap.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.