Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Gresy

Watch Tower Bible and Tract Society

Kifisias 77

GR 151 24 MAROUSI

GRESY

+30 210-619-7630

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 10.00, 11.30; tolakandro: 2.30

Maharitra adiny iray

Mampiavaka azy

Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny fiteny grika, Braille grika, tenin’ny tanana grika, ary rômania (amin’ny tenim-paritra any Gresy avaratra sy atsimo). Manara-maso ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Gresy sy Sipra.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.