Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fanazavana Momba ny Birao sy ny Fitsidihana

Asainay ianao hitsidika ny biraonay sy ny fanaovanay pirinty. Jereo ny toerana sy ny fotoana azo anaovana izany.

 

Grande-Bretagne

Watch Tower

The Ridgeway

LONDRES

NW7 1RN

ANGLETERA

+44 20-8906-2211

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00-11.00; tolakandro: 1.00-4.00. Isaky ny adiny iray no manomboka ny fitsidihana.

Maharitra adiny 1 sy 30 minitra

Mampiavaka azy

Manao pirinty gazety sy bokikely miisa 200 tapitrisa isan-taona ary mandefa azy ireny any amin’ny firenena 100. Hisy fampisehoana an’ilay hoe “Baiboly any Grande-Bretagne”, mandritra ny fitsidihana.

Handika bokikelin’ny fitsidihana.